Richard Ramanambitana. Ny adidy tsy an’olon-dratsy… Lapan’ny Tanànan’Antananarivo, 13 septambra 2024 SARY 1

Iza amintsika olom-belona no mahasahy milaza fa tsy ho faty ? Ao no maniry izany ho an’ny hafa, toa milaza fa tsy ho faty mihitsy ireny olo olom-poana ireny. Samy handao ity tany fandalovana ity isika tsy ankanavaka, n’aiza n’aiza misy ny tsirairay eto an-tany, f’aza maika. Tsy hoe satria any ampita any ianao no monina dia tsy ho faty. Ny fomba sy fotoana no tsy misy mahalala fa tonga toa mpangalatra ny fahafatesana. Na olo-marina ianao na olona tsy manjary dia tsy maintsy hiala...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Richard Ramanambitana. Ny adidy tsy an’olon-dratsy… Lapan’ny Tanànan’Antananarivo, 13 septambra 2024 SARY 1