Ririnina efa ho lasa

Mari-pana ankehitriny sy tamin’ny 74 taona lasa : 24 ka hatramin’ny 31 jolay 2024 : ambony indrindra 25°C - ambany indrindra 7°C (meteoart.com) ; 24 ka hatramin’ny 31 jolay 1950 : 23°C - 6°C (Bulletin de Madagascar, n°15, 16 août 1950).  Ohatran’ny hoe tsy mifankaiza anefa tsapako ho mafana kokoa noho ny tamin’ny taon-dasa, ankatoky ny volana aogositra. Sa hoe «ririnin-dasa tsy tsaroana» ? Ireo moka efa marobe ao an-davarangana an-damosin’ny trano, ny namany sasany...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar