Sangodimpanina mody angano, tsy tena arira
Amintsika, ny anaran-tany sy fanondroan-toerana tsy mitoeteo-poana fa tena nitantara zava-nisy tany am-piandohana. Raha eto Antananarivo, azo heverina fa ilay lasa hoe «Ambodimanga» etsy akaikin’i Besarety dia mety ho «Ambodinimangasoavina»,...