Latsain’ny fitaizana adino sy ny fampianarana nodinganina

Olan’ny demokrasia eto Madagasikara, ndao atao hoe hatramin’ny 1992, taona nisian’ny fifidianana voalohany taorian’ny «Tolom-piavotana» sy ny «Revolisiona sosialista» ary ny «Boky Mena», io zo hifidy io. Olona tsy mahay mamaky teny, tsy mahay manoratra, ve tokony afaka hifidy anefa ny vatony dia mitovy tanteraka amin’ny anao miezaka mahafantatra ny didy aman-dalàna, miezaka mamaky ny Lalam-panorenana, miezaka mandalina ny fomba fanao any amin’ny firenena demokratika...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar