Addis-Abeba, Dar-es-Saalam, Antananarivo. Ny Filoha Andry Rajoelina sy Ramatoa Victoria Kwakwa. In-telo tokoa no nihaonany
Addis-Abeba, Alahady 18 Febroary 2024. Teo akilan’ny andro faran’ny Fivoriany tsotra faha-37 ho an’ireo mpitondra firenena sy mpitondra fanjakana afrikana mivondrona ao anatin’ny Firaisam-be afrikana (UA), dia nihaona indray tamin’i Ramatoa Victoria Kwakwa, ny Filoha Andry Rajoelina, Indray, hoy ho,...