He, ity bypass, andreneniko

Fahiny, vao tsy ela, sosotra foana vao maraina, isan’andro isan’andro, mandavantaona, mahita sy manisa ny kamory sy tanimbary totofana tsy an-kijanona, amin’izay lalovana rehetra manolotra ny bypass. Bypass izay tsy inona fa ity lalam-baovao mampitohy an’Iavoloha (RN7 PK12) amin’Amboromanina (RN2 PK 11+070).Lalam-baovao efa roapolo taona. Ireo nanan-kevitra io lalana io ve, nanampo izao endrika korontandrotana lalovana an-kilometatra izao ? Misy «Antanambao» miforona ho azy, eny...
Lire la suite sur