Vaky trano : Lasibatra koa ny artista

Mirongatra ny asan-jiolahy. Mirongatra tanteraka izany tamin’ity volana ity. Fantatra koa fa nisy mpanakanto notafihan’ny jiolahy tao an-tranony ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo. Tsy nanome fanazavana betsaka izy ireo, mpivady samy artista, fa kosa ny hany nambarany dia tsy nisy naratra na ny aina nafoy. Izay tokoa sisa no zava-dehibe rehefa misy ny tranga toy izao. Tsy misy antra intsony mihitsy ireo jiolahy izay nanafika tato ho ato. Toa izay nitranga tetsy Ampamantanana, sady...
Lire la suite sur
Image à la une de Vaky trano : Lasibatra koa ny artista