Zava-mahadomelina mahery vaika : Fahafahana vonjy maika sy sazy miantona ny didy nivoaka…
Natao ny herinandro maromaro nivalona iny ny fitsarana ilay raharaha fisamborana ireo mpanao ilay rongony mahery vaika, fantatra amin’ny anarana hoe « crystal ». ny herinandro teo no nivoaka ny didim-pitsarana, ka olana 06 no voasaringotra niakatra fitsarana ireo. Araka ny fantatra dia olona roa nahazo fahafahana vonjy maika, ka olona efatra kosa nahazo sazy mihantona enim-bolana. Raha hiverenana ny raharaha dia ny 07 desambra ny taona nivalona iny no voasambotry ny polisy tao amina...