Vono olona-Toamasina : Mifonja vonjy maika ireo roa lahy namono an’i Lando

Mitohy ny raharaha tranga na vono olona nitranga tao Salazamay P/elle 14/21 Toamasina renivohitra. Voasambotry ny mpitandro filaminana ilay namono an’i Lando mpiambina tranom-bahiny tao Salazamay ny alin’ny 17 febroary 2025. Feno habibiana ny famonoana azy, satria sady nokapaina ny antsy no notsatotsatohana tamin’izany ihany koa, ka tsy nikely soroka ny polisim-pirenena teo anivon’ny mpisahana ny raharaha ady heloka nikaroka ireo nanao famonaona. Voasambotra ireo roa...
Lire la suite sur
Image à la une de Vono olona-Toamasina : Mifonja vonjy maika ireo roa lahy namono an’i Lando