Itaosy : Raikely nanolana ny zana-badiny

Nentanin’ny fahatokisana be loatra ity renim-pianakaviana no sady nentin’ny fitiavana rahateo, ka tsy nahatsikaritra akory ny zava-dratsy nataon’ity vadiny tamin’ity zanany vavy. Izy indray aza mandresy lahatra ny fiarahamonina izay efa miezaka mampitandrina azy fa miraiki-po ity vadiny sy ireo zanany. Tsy naharitra moa ireo nahita fa nampilaza avy hatrany ny zandary. Teny amin’iny faritra Itaosy iny no nisehon’ity tranga, ary voatery nosamborina avy hatrany ity raikely tsy vanona...
Lire la suite sur
Image à la une de Itaosy : Raikely nanolana ny zana-badiny