VITRINE DU VAKINANKARATRA : Maherin’ny 250 isa ny nandray anjara
Fahombiazana indray, izay no azo amehezana ny hetsika ara-toe-karena iray fanaon’ny FIOVA eto Antsibe, notanterahina nandritra ny hateloana tamin’ny herinandro lasa teo. Ny datin’ny 5 Septambra lasa teo no nanokafana ny hetsika tamin’ny fomba ofisialy izany notronon’ny filohan’ny antenimeram-pirenena Tokely Justin sy ny minisitry ny Asa, ny fampanan’asa sary ny asam-panjakana Razakaboana Hanitra niraka tamin’ireo olomb-boafidy eto an-toerana. Nampiavaka ity andiany faha 26 ity...