Manandriana : Dahalo maty voatifitry ny pôlisy

Fifanandrinana mahery vaika indray no nitranga, teo amin’ireo polisy sy andian-dahalo maromaro, tao amin’ny fokontany iray tany amin’iny kaominina Ambovombe Centre, distrikan’i Manandriana iny, ny harivan’ny alahady teo. Raha ny fampitam-baovaon’ny pôlisim-pirenena, ny andron’io alahady io, dia nitrangana fanafihana mitam-piadiana ny tao amin’ny fokotanin’i Mahasoa II. Tokatranona mpiompy anankiray teo an-toerana  no nataon’ireo olon-dratsy lasibatra tamin’izany....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Manandriana : Dahalo maty voatifitry ny pôlisy