VAKINANKARATRA :   Misokatra eto Antsirabe ny “Ecole de Rugby Vakinankaratra MAzana »

Ankoatra ny maha sekoly mpitaiza sy mamolavola ireo ankizy mba tsy hiroana amin’ny zava maha domelina dia isan’ny tanjon’ny ERVAMA “Ecole de Rugby Vakinankaratra Mazana” ny hamelo maso indray ny taranja baolina lavalava izay hita fa miha lefy ny lanjany eto Vakinankaratra.  Ankizy lahy sy vavy miisa 60 isa, miaraka amin’ny mpampiofana dimy no mandrafitra ny ERVAMA amin’izao fanokana azy izao, mbola hitombo io raha ny fanazavana voaray; eny amin’ny centre Fihavanana...
Lire la suite sur
Image à la une de VAKINANKARATRA :   Misokatra eto Antsirabe ny “Ecole de Rugby Vakinankaratra MAzana »