Toliary : Jiolahy raindahiny anankiroa lavon’ny polisy

« Efa ikoizana amin’ny resaka fampihorohoroana sy ny fanafihana mitam-piadiana izy ireo … », hoy ny eo anivon’ny pôlisim-pirenena. Omaly tokoa, dia nisy ny fifandonana tamin’ireo pôlisin’ny hery vonjitaitran’ny kaomisaria sy ny andian-jiolahy mitam-piadiana tao an-drenivohitry ny faritra Atsimo Andrefana tao. Vokatr’izay dia roa tamin’ireo olon-dratsy no lavo raha tafaporitsaka teo anatrehan’izay kosa ireo namany, raha ny fampitam-baovao hatrany. Azo lazaina tokoa fa...
Lire la suite sur
Image à la une de Toliary : Jiolahy raindahiny anankiroa lavon’ny polisy