Tobin’i Bernard –Maevatanàna : Lehilahy nangalatra niasa niatsitrika volamena maty voantsindrin’ny vato
Tena mihazakazaka noho ny manao asa volamena manivana ny vokatra azo amin’ny fiantsitrihana anaty rano. Ny angom-vaovao hatrany no nahalalana fa maro ireo olona manolon-tena manao asa fiantsitrihana mikaroka volamena, anaty rano, izay mandeha amin’ny metatra maro ny halaliny. Isakan’ny Alahady no voalaza fa tsy azo hiasana io rano io, mba hitandremana ny andro fady, hapetrakan’ny tompon-tany any an-tobim-bolamena. Farany herinandro teo no nangalatra niasa ilay lehilahy iray, tao...