Toamasina renivohitra : Tovolahy 25 taona mpitsindrona « roro » saron’ny polisy…

Manao ezaka mikasika ity rongony mahery vaika avy any ivelany mipariraka eto amintsika, fantatra amin’ilay hoe « roro », ny polisim-pirenena tarihan’ny talem-paritry ny filaminam-bahoaka Atsinanana. Nanome baiko ity tale ity ny anaovan’ny polisy ezaka mba ahitam-bokatra, ka izay no nanaovan’ny FIP naka vaovao marim-pototra ka nahatrarana tovolahy iray 25 taona sady mpivarotra no mpitsindrona ity rongony mahery vaika ity. Araka ny fanazavana dia nanofa trano fandraisam-bahiny...
Lire la suite sur
Image à la une de Toamasina renivohitra : Tovolahy 25 taona mpitsindrona « roro » saron’ny polisy…