Manakana – Betsiboka : Voasambotry ny zandary ilay mpandoro trano

Ny alahady lasa teo, tokony tamin’ny 10 ora sy 15 minitra no voasambotr’ireo zandary ilay lehilahy antsoina hoe Andrianiaina Jaen Patrick, izay tompon’antoka tamin’ny haintrano niseho tao amin’ny tanànan’i Manakana, disitrikan’i Tsaratanàna, aty amin’ny faritra Betsiboka ny alin’ny alakamisy faha 10 oktobra taona 2024 teo, tokony ho tamin’ny sivy ora sy sasany. Raha ny fampitam-baovao voaray hatrany dia tranon’olona iray no niniana nodorana, izay nataon’io lehilahy...
Lire la suite sur
Image à la une de Manakana – Betsiboka : Voasambotry ny zandary ilay mpandoro trano