Toamasina : Nitsindrona rôrô voatampoka, nitsonika ny tanany

Efa iaraha-mahalala ny voka-dratsy ateraky ny fandraisana zava-mahadomelina, indrindra ireny rongony mahery vaika atsindrona ireny, toy ny rôrô izany. Saingy ity zava-nitranga tany Toamasina, nampitain’ny namana avy ny an-toerana ity ihany koa tena zava-doza. Tovolahy, voalaza fa nitsindrona izany rongony mahery vaika izany no nitsonika tanana sy niendaka nofo mihitsy, taorian’ny fandraisany rôrô. Raha ny voalazan’ny namana hatrany dia rehefa noteran’ny filàny izy dia nampaniraka...
Lire la suite sur
Image à la une de Toamasina : Nitsindrona rôrô voatampoka, nitsonika ny tanany