Toamasina : Dimy lahy nanafika tokantrano tao anaty delestazy

Fotoana fanararaotana ho an’ny andian-johilahy sasany ny fahatapahan-jiro nitranga teto Toamasina ny alatsinainy teo iny. Andian-jiolahy dimy be izao, nanao saron-tava, no nanafika tokantrano iray tao Tanamakoa P/elle 12/11. Raha ny fanazavan’ireo tratran’izany dia roa ireo jiolahy niditra ny trano, fa ny telo kosa niandry ireo manodidina nandritra izany teny ivelany. Vao tafiditra ny trano izy ireo raha avy namaky ny varavara dia ny vola sy ny basy tao an-trano no nanontanian’izy roa...
Lire la suite sur
Image à la une de Toamasina : Dimy lahy nanafika tokantrano tao anaty delestazy