Oniversite Toamasina : Nandratra mpandalo ny tora-baton’ny mpianatra
Tapaka naharitra ny jiro teto Toamasina ny alatsinany teo vokatry ny fahatapahan’ny andrin-jiro mpitondra tambajotran’herinaratra. Naharitra be ilay fatapahana ka nahatezitra ireo mpianatra tao amin’ny oniversiten’i Barakidimy, ny fampialaza sy ireo filazana fanaon’ny jirama koa tsy nisy nilaza ny anton’ity fahatapahana...