Sms fitaka : Voasoloky ny beantitra, lasa ny « pension »

Misy miantso ary milaza fa nahazo valisoa avy amin’ny orinasa mpandraharaha fifandraisan-davitra iray ilay olona mandray ny antso. Izany dia mifanandrify mihitsy amin’ny fotoana vao avy nangalana ny « pension ». Dia roboka tokoa ny olon-dehibe satria mipetrapetraka tsara ny zavatra nampitaina taminy. Fitaka bevava anefa ny ao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Sms fitaka : Voasoloky ny beantitra, lasa ny « pension »