Mpandraharaha novonoina tao Maevatanana : Andrasana ny hiakaran’ny raharaha eo anivon’ny Fampanoavana
Hatreto dia mbola tsy niakatra Fampanoavana hatrany ireo olona 5 voarohirohy tamin’ilay raharaha famonoana mpandraharaha mpanangom-bokatra antsoina hoe Andriatsaramahazo Mamiharrisoa Dina, niseho tany amin’ny distrikan’i Maevatanàna. Mbola tazonina eo anivon’ny zandary harany oreto olona ireto na dia efa vita aza ny famontorana...