Saropody : Mpifoka rongony nahatratrarana basy kilalao sy bala tena izy
Mazàna tokoa dia maka « risika » amin’ny fifohana rongony aloha ireo jiolahy mialoha ny hanaovany ny asa ratsiny Bala tena izy natokana ho an’ny kalach ary ve no noheverin’izy ireo fa halefa amin’ireo basy poleta kilalao ? Sa dia inona loatra no tanjona … Nandritra ny fisafoana ireo elakelan-trano nataon’ireo pôlisy tsy manao fanamiana eny amin’iny faritra Saropody iny tokoa mantsy no nahasamborana lehilahy hafahafa fihetsika miisa telo : 53, 43 ary 28 taona, raha...