Maevatanàna an-tampon-tanàna : Mpirahalahy niady, maty tsy tra-drano voatsatoka antsy ny iray

Mbola manaraka fitsaboana ilay rahalahy nahavanon-doza. Misavoritaka ny mponina iray tanàna, amin’ny fahitana fatin’olona etsy sy eroa, satria nahitana mpirahalahy iray tampo voatsatok’antsy indray mantsy tao amin’ny tanàna atao hoe: Mandanikapa, fokontan’Ambatofotsy, kaominina Maevatanàna ambonivohitra ny alin’ny alakamisy lasa teo iny. Raha ny fidinana ifotony natao hatrany dia tokony tamin’ny valo ora alina no nifanehitra tampoka tao anatin’ny toeram-pisotroana...
Lire la suite sur
Image à la une de Maevatanàna an-tampon-tanàna : Mpirahalahy niady, maty tsy tra-drano voatsatoka antsy ny iray