Sambo “Mercy ships” : Efa manomboka ny fisoratana anarana hitsabo tena…
Raha ny fanazavana azo dia efa nanomboka ny 11 martsa teo ny fisoratana anarana ho an’ireo izay mila fandidiana eo anivon’ny sambo “Mercy ships” tonga eto Toamasina. Eo anivon’ny hopitaly maranapenitra sy hopitaly be ary ireo ivon-toerana fitsaboana samy hafa no ahafahana misoratra anarana amin’izany. Fandidiana karazany efatra no ataon’izy ireo mandritra ny fandidiana atao ny volana jona ho avy izao, satria ny fizahana ny marary atao ny volana may ho avy io. Ka raha ny...