Rotsak’orana sy ranotrambo : Olona telo namoy ny ainy

Ankoatra ireo tra-boina teto an-drenivohitra sy ny manodidina noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsak’orana nifanesisesy tato anatin’ny andro vitsivitsy izay dia namoizana aina ihany koa izany toetr’andro ratsy izany. Ny faran’ny herinandro teo, dia fantatra fa olona telo no namoy ny ainy. Zazavavy kely, mpianatra handeha hody, ny harivan’ny zoma lasa teo, tetsy Alasora ary mpivady tao Ambatomiady, distrikan’Antanifotsy, lasan’ny ranotrambo Ity tranga farany ity dia...
Lire la suite sur
Image à la une de Rotsak’orana sy ranotrambo : Olona telo namoy ny ainy