RN4 : Kamiao niala zazakely nanitsaka olona

Hatairana ny an’ireo olona tany amin’ny renivohitry ny kaominina ambanivohitra Antsiafabositra, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, rehefa nahita sy naheno ny zava-nitranga, teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra PK 265+500 ny harivan’ny Zoma 28 Marsa taona 2025 lasa teo iny. Raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana hatrany dia fiara kamiao iray mpitatitra vokatra vokarin’ny  » STAR, » izay niainga avy any Antananarivo hihazo any Mahajanga no niala Zazakely...
Lire la suite sur
Image à la une de RN4 : Kamiao niala zazakely nanitsaka olona