RN4 : Fanakanan-dalana, taxibrousse voaroba

Fiara taksiborosy nasionaly kaoperativa  » Transroute, » avy any Antsohihy hihazo any Antananarivo no nosakanan’ireo jiolahy niisa enina nirongo fitaovam-piadina mahery vaika, teo amin’ny toerana atao hoe: Ambavahadintany, kaominina ambanivohitra Antanimbary, aty amin’ny disitrikan’i Maevatanàna ny Alahady faha 13 Aprily taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny misasak’alina tany ho any, izany hoe teo amin’ny Pk 284+300. Ny angom-baovao hatrany moa nahalalana fa fiara taksiborosy...
Lire la suite sur
Image à la une de RN4 : Fanakanan-dalana, taxibrousse voaroba