RN2 : 4X4 nitondra vorona Ankoay nogiazana

Nitatitra Ankoay, tsy ny ekipam-pirenena amin’ny basikety akory fa kosa ireny karazam-boromahery ireny. Niisa dimy no sarona tao anatin’ny fiara tsy mataho-dàlana iray rehefa nosavaina teo amin’ny barazin’ny ekipan’ny minisiteran’ny tontolo iainana teo anelanelan’i Marozevo sy Moramanga. Nisy polisy nitam-basy tao anatin’ny fiara ary mazava ho azy fa io no mety ho nanaromana ny fitaterana, izay mety tsy ho ara-dalàna. “Tsy nanakana ny fisavàna anefa izany ary avy hatrany...
Lire la suite sur
Image à la une de RN2 : 4X4 nitondra vorona Ankoay nogiazana