Revirevy niafara tamin’ny vono olona : Olona 10 nadoboka am-ponja vonjimaika

Ny tapaky ny volana jona lasa teo no nitranga ity vono olona mahatsiravina ity. Fitsaram-bahoaka izay nitarika tamin’ny famoizana aina olona roa, mpianaka, raha iny, handeha hitsabo tena ao Tsiroanomandidy iny izy ireo. Telo volana taty aoriana, nivaly ny famotorana ary voasambotra avokoa ireo tompon’antoka tamin’izany. Miisa folo izy ireo no voarohirohy sy natolotra teny anivon’ny Fampanoavana ny herinandro lasa teo ary samy nadoboka am-ponja avokoa. Raha tsiahivina ny raharaha :...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Revirevy niafara tamin’ny vono olona : Olona 10 nadoboka am-ponja vonjimaika