Resa-trosa : Novonoiny ho faty ny zaodahiny

Io toaka io ! … Vono olona mahatsiravina no nitranga tao Amparaky, distrikan’i Soavinandriana ny alin’ny talata lasa teo, vokatry ny fisotroan-toaka. Mpizaodahy no nifamono teny an-dalana, ary niafara amin’ny fahafatesan’ny iray mihitsy izany, rangahy 56 taona, araka ny loharanom-baovao azo. Avy namonjy tsena teny Amparaky izy ireto. Mazava ho azy, tsena ny andro ka mba nifandom-bera kely ny mpihavana. Efa hariva tokony ho tamin’ny valo ora sy sasany ho any, efa samy varimbarina...
Lire la suite sur
Image à la une de Resa-trosa : Novonoiny ho faty ny zaodahiny