Ranomena Vangaindrano : Tra-tehaka ny rongony 650kg

Lehilahy miisa enina, nilonjehitra gony am-polony maro feno rongony no tra-tehaky ny zandary avy ao amin’ny zana-tobim-paritra Ranomena, ny faran’ny volana teo. Niisa teo amin’ny 25 lahy teo izy ireo, hoy ny vaovao, saingy tafaporitsaka ny sasany ka tsy nisy afa-tsy ireo enin-dahy ireo no voasambotra. Raha ny fantatra dia avy naka rongony tany amin’iny faritra Andriry, distrikan‘i Betroka, iny ireto rongony ireto ka nokasaina hoentina ao Vangaindrano, ary mazava ho azy fa aty...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ranomena Vangaindrano : Tra-tehaka ny rongony 650kg