Paska hieren-doza 2024 : Fiara manodidina 10.000 isa no voasava

Azo lazaina fa tratry ny tanjona napetraky ny Foibe fitsaràna fiarakodia ny amin’ny ahafahan’ny rehetra mankalaza ny fetin’ny Paska anaty filaminana ho lavitry ny loza. Nandritry ny herinandro teo mantsy dia nametraka paikady manokana ireo mpitantana, izay niarahan’izy ireo nisalahy niaraka tamin’ny sampan-draharaha misahana ny fitaterana sy ny mpitandro filaminana ka nametrahana toerana nitsirihana tampoka ireo fiara mifamezivezy amin’ireo lalam-pirenena eto amintsika. Araka ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Paska hieren-doza 2024 : Fiara manodidina 10.000 isa no voasava