Oniversiten’ny Toamasina : Ano no zaraina ny tambin-karama 2018 – 2019…
Tao amin’ny trano fandraisana lanonana sy fisakafohanana “La Marmite” ny lanonana fifampiarabana noho ny taona vaovao nataon’ny Oniversiten’i Toamasina. Saika tao avokoa ireo mpikambana amin’ny fitantanan-draharaha sy ny mpanabe ary ireo mpianatry ny oniversite nasaina, ka nitarika izany ny filohan’ny Oniversite sy ny lefiny ary ireo lehiben’ny “mention” sy toeram-pampianarana samy hafa misy. Nizara telo miavaka tsara ny lanonana nandritra izany, dia ny taom-baovao...