Oniversiten’i Toamasina : Niatrika atrikasa momba ny « Fiandrihana »
Nifarana ny faran’ny herinandro teo ny atrikasa nokarakarainy oniversiten’i Toamasina sy ny oniversiten’i Toliara, mikasika ny « Fiandrihana » na ny « Maritimisation ». Andiany faharoa ity natao teto Toamasina ity, satria efa nisy ny andiany voalohany natao tany Toliara. Efa nanomboka ny 18 septambra ary nifarana ny 20 septambra ity atrikasa, ka maro ireo mpandray anjara tao anatin’izany. Nambaran’ireo mpandray anjara fa tena ilaina amin’ny fampandroasana an’i Madagasikara...