Faritra Androy –Distrika Antanimora Atsimo : Nankahery ireo tra-boina ny minisitra Razafinjato Aurélie
Manoloana ny disadisa nisy teo amin’ny foko Antanosy sy Antandroy izay niteraka famaizana trano maro tao anatin’ny fokontany Andemby dia fianakaviana maro no tsy manan-kialofana ary nisy ihany koa ny aina nafoy. Nidina ifotony tany amin’ny faritra Androy , distrika Antanimora Atsimo, kaominina Imanombo ireo tomponandraikitra avy amin’ny fitondrampanjakana izay notarihin-dRazafinjato Aurélie sy ireo mpiara-miasa aminy notronin’ireo manam-pahefana ao an-toerana, nijery sy nankahery...