Ombay mitady : Tsy hita popoka Atoa Jean Paul
Tsy hita popoka nanomboka ny alatsinainy 18 septambra 2023 Andriamatoa Randrianatoandro Jean Paul raha niala tao an-tranony vao maraina handeha hamonjy fivavahana miditra amin’ny 6 ora. Rangahy 71 taona izy, zarazara hoditra, tso-bolo ary efa somary sola ny lohany. Eo amin’ny 1m68 eo ny refiny. Salama saina tsara izy. Koa iangaviana izay mahita azy mba hanatona ao amin’ny fokontany Volosarika Ambanidia na hampandre ny manampahefana akaiky azy indrindra, na ihany koa hiantso hiantso...