Morafenobe : Fiaran’ny ONG voatafika

Niala tao Maintirano ity fiara ity ary handeha hihazo an’i Tsiroanomandidy. Voalazan’ny fampitam-baovaon’ny pôlisy anefa fa voatafika teo amin’ny toerana antsoina hoe Analavory, kaominina Beravina, distrikan’i Morafenobe izy ireo ny marain’ny alakamisy teo. Andian-dahalo maromaro no nanakana ny lalan’ity fiara tsy mataho-dalana ity. Dahalo, izay nirongo fitaovam-piadina toy basy, sabatra ary lefona. Paikadin’ireo olon-dratsy mpanakan-dalana amin’iny faritra iny no mitily avy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Morafenobe : Fiaran’ny ONG voatafika