Anniversaire Mainty : Mitombo ihany ny maty

Telo herinandro taty aorian’ny fanakalazana tsingerin-taona nahateranana tetsy Ambohimalaza dia mbola mitombo ihany ny isan’ny maty. Ny alin’ny alakamisy teo dia nisy iray namoy ny ainy indray. Nampiakatra ny isan’ny maty ho 26 izany (23 maty tao amin’ny Hjra ary ny telo tany an-kafa), hatramin’ny 16 jona izay nisehoan’ny loza. Raha jerena amin’ireo fahafatesana sesilany ireo dia mbola miady mafy koa izany ireo 14 ambiny izay mbola manaraka fitsaboana etsy amin’ny hopitaly...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Anniversaire Mainty : Mitombo ihany ny maty