Marais Masay : Hain-trano, ramatoa iray maty

Ny alin’ny alatsinainy no nitranga ny hain-trano, manodidina ny tamin’ny 11ora30. Olona efatra no tao anatiny ary renim-pianakaviana ny iray raha ny zanany telo izay mbola kely kosa ny ambiny. Nisy iray tamin’ireo zaza ny nandrehitra kodiarana teo akaikin’ny varavaran’ny trano. Niitatra izany afo izany ka nahazo ilay trano hazo izay sady fonenan’izy efa-mianaka. Tafavoaka ireo zaza fa ilay renim-pianakaviana kosa no taraiky tao. Raikitr any antso vonjeo ary niezaka namonjy ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Marais Masay : Hain-trano, ramatoa iray maty