Farafangana : Andiana mpamono olona maty voatifitra

 « Ravelo » sy « Ernest », lasa any amin’ny varo-tsy mifody. Tsy araka ny anarana kosa i « Tsirava », azo sambo-belona ka efa nalefa nitorevaka any am-ponja, miandry ny fotoam-pitsaràna azy. Anisan’ireo tambajotran-jiolahy « mpamono olona » tsotr’izao, nampihorohoro ny distrikan’i Farafangana sy ny manodidina iny raha ry zalahy ireto, miaraka tamin’ireo ekipany, izay efa eo an-dalam-pikarohana amin’izao. Ny faran’ny herinandro teo izy ireo no nopaingorin’ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Farafangana : Andiana mpamono olona maty voatifitra