Mahajamba : « Poste avancée » nokorontan’ny olona

Nirohotra nankeny amin’ny zana-tobin’ny zandary tao Mahajamba ny olona marobe raha vao nandre fa misy mpamono olona voasambotra. Ny atoandron’ny alahady teo no nisehoan’izany na dia feo fotsiny aza no niely mahakasika ity raharaha ity. Nanimba zavatra ary nanakorontana ilay biraon’ny zandary ireo olona marobe izay nangataka ny mba hamoahana ilay voarohirohy ho mpamono olona mba hataon’izy ireo fitsaram-bahoaka. Na dia nohazavaina aza fa tsy misy izany olona izay tazomina ao dia...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mahajamba : « Poste avancée » nokorontan’ny olona