Maevatanana : Zazakely novonoina, saika hatao sorona

Ny sabotsy tolakandro teo no nahitana ny fatin’ilay zazalahikely 14 taona, teny atsimo/atsinanan’ny tanànan’Antanindro, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra, ka ny mponina teny amin’ny manodidina nandeha niasa volamena no nahatsikaritra izany. Taorian’izay no nahazo antso an-tariby ny mpitandro ny filaminana, ary tonga dia nidina ifotony nalaky, niaraka tamin’ireo mpitsabo nanao ny fizahana ny razana. Teo no voamarina fa vono olona nihiniana natao no nihatra...
Lire la suite sur
Image à la une de Maevatanana : Zazakely novonoina, saika hatao sorona