Mialy R. Rajoelina. Kabariny tao amin’ny Jaipur Foot Camp Andraharo, ny 12 Novambra 2024
V I D E O " Amin-kafaliana no hiarahabako anareo rehetra androany feno fankasitrahana ihany koa amin’ny maha-Reny mpiahy ahy ny « Jaipur Foot Camp » voalohany eto Madagasikara. Mino aho fa ny hetsika hataon-tsika eto amin'ny Galaxy Andraharo, ato anatin'ny 42 andro, dia hamelona ny Fanantenana ho an’ireo...