Maevatanàna ambonivohitra : Nasesin’ireo jiolahy ny fokontany roa, olona efatra naratra voafira famaky

Hatairana ny an’olona manodidina, rehefa nahita sy naheno ny zava-nitranga, tao amin’ireo fokontany roa, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra ny alin’ny Alahady hifoha Alatsinainy teo, tamin’ny alalan’ny fanafihana niaro-torabato. Tokony tamin’ny 12 ora alina ny Alahady faha 02 Marsa taona 2025 teo no niditra am-boletra tao amin’ny fokontan’Anosikely avaratra, ireo jiolahy tsy voafaritr’isa, ka nofirain’izy ireo tamin’ny famaky, ilay lehilahy tao an-trano...
Lire la suite sur
Image à la une de Maevatanàna ambonivohitra : Nasesin’ireo jiolahy ny fokontany roa, olona efatra naratra voafira famaky