Isotry : Mpiloka an-dalambe, 13 nosamborina

Taorian’ny « course vitsika » dia malaza indray amin’izao ny loka amin’ny resaka « ludo ». N’aiza n’aiza, elakelan-trano, « parking », vodin-tamboho, tsena, … ka misy lehilahy maromaro mitangorona dia efa tsy maintsy loka amin’ny resaka « ludo » izay. Ary efa tsy misy henatra sy tahotra intsony fa dia ankalamanjana hitan’ny besinimaro eo. Ny tena mahazendana dia tsy mba loka amin’ny ariary zato na dimanjato fa efa mahatratra aman’arivony, aman’alina ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Isotry : Mpiloka an-dalambe, 13 nosamborina