Maevatanàna : Ady amin’ny fiparitahana zava-mahadomelina olona sivy no voasambotra

Noho ny fiparitahin’ny zava-mahadomelina eto Maevatanàna an-tampon-tanàna, dia nisy  ny hetsika nataon’ny polisim-pirenena aty an-toerana, mba hisoroahana amin’ny mety firongatr’izany. Ny sabotsy 13 Aprily 2024 teo, no nahitam-bokany ny hetsika natao, ka olona miisa fito mianadahy no tra-tehaky ny polisy amin’ny fiparitahana zava-mahadomelina, tao amin’ny fokontan’Ambatofotsy, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna voalohany, ka ny efatra amin’izy ireo, dia mpidoroka...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Maevatanàna : Ady amin’ny fiparitahana zava-mahadomelina olona sivy no voasambotra