ANTSIRABE : HIDITRA AMIN’ NY ANDIANY FAHAROA NY TETIKASA PADEVE II

Asa fanamboarana, fanarenana ireo fotodrafitrasa rava na simba, isan’izany ny lalana, ny tsena, voakasika ihany koa ireo toeram-pizahan-tany hatramin’ny resaka fanadiovana, ireo no hiompanan’ny tetika PADEVE II eto amin’ny tanànan’Antsirabe na “ Programme d’Appui au Développement de la Ville Equilibre” izay ny AFD “Agence Française de développement” no mamatsy vola azy. Fantatra ireo nandritra ny fitsidihana ara-diplomatika nataon’ny AFD tao amin’ny faritra...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de ANTSIRABE : HIDITRA AMIN’ NY ANDIANY FAHAROA NY TETIKASA PADEVE II