Lalao baolina kitra : Orinasa 14 mandray anjara…
Natomboka ny sabotsy faran’ny herinandro teo ny lalao baolina kitra ho an’ny orinasa eo amin’ny kianja manaram-penitra Barikadimy. Mizara sokajy roa ny mpilalao ; ka ao amin’ny sokajy A ahitana ny Webhelp – Promet – Smmc – Fanlog – la Seal – Callidus – Cfao ; ny ao amin’ny sokajy B ahitana ny Ambatovy – Smem – Douanes – Agl – Custra – Gallois – Somalaval. Raha ny fandaminana teo amin’ny mpikarakara dia « foot à 07 » no andraisan’ireo ekipa ireo. Ny...