Ady amin’ny kolikoly ara-nofo eto Toamasina : Miara-miasa ny CSI sy ny BFP ary ny Transparency International
Ny alakamisy 21 septambra teo no nanazava ny ady ataony amin’ny kolikoly ara-nofo teto Toamasina ny CSI (Comité pour la Sauvegarde de l’Intégrité), niarahana tamin’ny Transparency International amin’ny alalan’ny « CAJAC » sy ny BFP (Brigade Féminine de Proximité). Nambara tamin’izany fa mirongatra izany eto Toamasina...